Qui est Hubert Raharofera????
Hubert Raharofera (1904-1961) Faralahin 'Itlahy Rajaofera. Nianatra tao amin'ny sekoly Pault Minault tao Ambohijatovo Atsimo. Niasa nanao volamena tany Maevatanana ary tany no nahalany ny androantokompiainany. Lehilaly tia fihavanana ka tena nankamamy ny famangiana havana raha vao afaka nanao izany. Nanampy betsaka ireo iray tampo taminy teo amin'ny fiainana.
1ère épouse de RAHAROFERA ci dessus
Hubert RAHAROFERA et sa 2ème épouse à droite ===>
|
|
|
L'Album Familial des Raharofera (Razafimalala) prend forme... Vu sur le site www.rainizafimanga.com rubrique Arbre Généalogique ... une petite carte postale pour encourager Mina et Mamy (Les enfants Raharofera ci dessus et sur la photo de gauche)
.... Misaotra, Merci pour les photos Riri Randriamifidy |
Mise en page par LaComm' avec la collaboration des enfants de Gilles Ramiarison, Pierrot, Gigi, Nina, Fara
Retour à l'Accueil du site Rainizafimanga