Vous êtes le bienvenue sur le site d'Animation ....

 

ARRR...

http://a.ratsimbarajohn.free.fr/

Création du site Rainizafimanga en Janvier 2000, Le site appartient à tous les Rainizafimanga, Création de l'ARF en juin 2000...  La barre des 18000 points est dépassée...  4Fi... Collégialité... Transparence = Devoir d'informer et Droit d'être informé...  

Newsletter du 05 décembre 2003

 

Selon les histoires  des ancêtres ..

Lovan-tsofina  (2)

"... Angano, angano, arira, arira tsy izaho no mandainga fa izay no lovantsofina »
«Conte, conte, ce n'est pas moi qui mens, mais les anciens d'autrefois "

LALANA RAINIZAFIMANGA ...

"Ratsifandrihana"

        1842-1912      

ANTANANARIVO

"NY ARIVOLAHY TSY MATY INDRAY ANDRO"

LALANA FREDY RAJAOFERA 

1983

LALANA Dr RATSIMBA-RAJOHN

1983

ancienne rue DELORD (1890)  devenue Lalana Fredy RAJAOFERA (1983) ancienne rue RIGAULT (1927) devenue Lalana Dr Ratsimba-Rajohn (1983)

Fredy RAJAOFERA (1902-1968)

Ecrivain poète ayant effectué ses études à l'Ecole d'Ambohijatovo Atsimo et à l'Ecole Supérieure Indigène d'Antananrivo. Journaliste dés son plus jeune âge, il a publié plusieurs receuils de poèmes. Fondateur de l'Union des journalistes et écrivains de Madagascar. Membre de l'Académie Malgache.

Tao Antananarivo no teraka Rajaofera Fredy tamin'ny taona 1902.

Ny Sekoly Ambohijatovo Atsimo no nanovozany fahaizana, avy eo dia tao amin'ny Ecole Supérieure Indigène de Tananarive izay nahazoany ny C.A.E. tamin'ny taona 1919.

Ny asa soratra no tena nimasoany noho ny fampianarana. Herintaona talohan'ny nahavitany fianarana, dia efa nanoratra tamin'ny gazety maro toy ny Grande Ile, Telegrafy, Ranovelona ny tenany.

Ny taona 1930 no namoahany ny "Kintan'ny mamatonalina", ary ny taona manaraka dia ny "Sahondran'avoko" no navaokany.

Lasa mpiasam-barotra ny tenany taty aoriana ary mpikambana tao amin'ny Akademia malagasy tamin'ny taona-1938.

Namorona ny Fikambanan'ny mpanao gazety sy mpanoratra malagasy ary niandraikitra ny "Courrier de Madagascar" koa izy.

Ny asa soratr'i Fredy Rajaofera dia mamiara-dalàna hatrany ny zavatra efa lasa sy ny zava-misy iainana.

Nampiavaka azy indrindra ny "Kalon'ny Ntaolo".

                    Pour mieux le connaître    - Cliquez-ici -

Médecin du début du siècle, Ratsimba-Rajohn était admiré de la population pour son dévouement exemplaire. Il était en outre écrivain ("Mandra-pahazo dokotera") et sur le plan politique, membre du V.V.S.

 

 Pour mieux le connaître    - Cliquez-ici -

Dokotera mamy hoditra tamin'ny vahoaka noho ny fandavan-tenany tamin'ny marary sy ny mponina.

Mpanoratra koa izy sady mpikambana tao amin'ny V.V.S.

Début Rue Fredy Rajaofera (vers rue Delord) (en 2003) Rue Delord (en 2003)
Plus de photos - Cliquez-ici -

Rue Dr Ratsimba-Rajohn (en 2003)

Photos anciennes : documents de la Bibliothèque Nationale (MCAR) fournis par Razanatefy Jeannot (fam. Rasamoely)

Photos récentes: Clark Randriarimalala (fam. Ratsimba-Rajohn) et Ghislain Razafimahazo (fam. Razafimahazo)

PS: Nous demandons à nos ainés de bien vouloir corriger ou améliorer ce "Lovan-tsofina"

 

Lovan-tsofina

1. Ny Razambe - Rainimarosandy

2. Ny Tsimihamboholahy-Manjaka Ilafy

3. Ny Lalana (rue) Rainizafimanga à Tana

4.Cathédrale Analakely